mercredi 3 juin 2009

Rohy insan-karazany


ROHY ISAN-KARAZANY


Eto dia hohitanao ireo vohikala tsara ho vakiana na misy ireo fomba fahitana samihafa,amin'ny teny vahiny izy ireo amin'ny ankapobeny dia amin'ny teny frantsay.


-Informations sur le christianisme par Enrico (suisse)



-Voici Un texte tres interessant, personne ne pourra m?accuser de choisir un ingénieur à la retraite athée et militant puisque ce texte est d?un professeur à la faculté de théologie protestante de Montpellier. (J?ai juste souligné et ajouté des gras sur certain mots)


-Le gros mensonge de la Bible:
Ito dia mirakitra daty sy tantara maro ahafahana mijery sy mamintina ny zava-nisy ara-tantara sy ara-tsiansa.



-Vohikala manavaka ny siansa sy ny sarintsarin-tsiansa,manebaka ireo milaza azy ho matotra nefa miteniteny foana toa ny gazety science et vie.
-
Eto indray dia ny vohikala nataon'i Luigi Cascioli izay nangalako lahantsoratra maro ary nadikako amin'ny teny Merina mihitsy aza.Amin'ny teny Frantsay izy io fa azo atao koa ny mamaky izany amin'ny teny Angalisa.Hohitanao ao koa ny fomba ahazahoana mividy ny boky "La Fable de Christ".

-
Ito kosa dia vaovao an-tsoratra mikasika ny fahalikàna ara-pivavahana ;
-
Vohikala lehibe mikasika ny athéisme

-Tsara jerena ihany koa ny vohikala kristianna misy adihevitra (forum) mafana.Tsy iza moa io vihikala io fa ny top chrétien.com



Le crocodile paroissial

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire